|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tsara fanahy
Singan-teny  2tsara, 3fanahy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza toetra mendrika, malemy fanahy ary manana fandavan-tena hanasoa ny hafa; tsara fo; mahay mitondra tena; salama tsara. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6Of good disposition; one free from disease. [1.2]
7good, pleasant. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8bon, vertueux. [1.8]
Ohatra  9 Ny toetrany ity andriambavy ity : Vehivavy tsarafanahy; [2.59#]
Mpanahaka  10 antraolona, 11 befahafoizantena, 12 beindrafo, 13 fototrolona, 14 mahafoytena, 15 mahaymandrayolona, 16 mahayolona, 17 malalatanana, 18 malemyfanahy, 19 malemypaika, 20 mamyhoditra, 21 mananahatsarampanahy, 22 mazavafo, 23 mazavasaina, 24 morahatonina, 25 morahiraharahana, 26 olomarina, 27 olombanona, 28 tsaratoetra, 29 tsopo

Teny iditra (2/2)30 tsarafanahy
Singan-teny  31tsara, 32fanahy
Sokajin-teny  33 anarana
Fanazavàna teny frantsay  34(sens général : vertueux, qui se conduit bien ; c'est probablement une antithèse car ceux qui boivent la boisson fermentée préparée avec les fruits se conduisent fort mal en général).
35Ehretia suarenzensis Capuron Ined.
36(Boraginaceae).. [Tankarana] [1.196]
Voambolana  37 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  38 fitsaharana, 39 tsarafanahy, tsara fanahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02